|
|
|
|

Entry1  mandamaka
Root  2  lamaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mikapa: Nandamaka bozaka teny an-tsaha izahay omaly
5  Mandry tsy afaka na tsy mety miarina: Mandamaka ao am-pandriana ao izy fa marary
6  Mifofotra amin' ny raharaha: Mandamaka amin' ny raharahany Rakoto ka tsy tiany ny helingelenina [1.1]
Explanations in English  7  to level, to make even; to lie down, as cattle unable to proceed from fatness or leanness [1.2]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mandamaka

Updated on 2023/01/20