Entry (1/3) | 1 mandamoka |
Root | 2 lamoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manavesabesatra, mampahavesatra, mahasasatra, mahatofoka: Mandamoka azy ny torimaso [1.1] |
Explanations in French |
5 appesantir, fatiguer, dégoûter [1.3] |
Examples |
6 Raha mandamoka ny tetik' ady, hoy izy, dia hataoko veloma Farafangana rahampitso maraina. [2.499#] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 11 mandamòka |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 Enti-milaza ny atody tsy zary zanany, tsy foy: Nisy telo nandamòka ny atody nakotriko 14 Tsy vanona, tsy tanteraka: Nandamòka ny fikasanay hitsangantsangana [1.1] |
Explanations in English |
15 to be defective, not to come to perfection [1.2] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 19 mandamoka |
Part of speech | 20 active verb |
Explanations in Malagasy |
21 mikapoka [Bezanozano]
[1.78] |
Anagrams | 22 mandamako, mandamòka, mandamoka, mandomaka |
Updated on 2023/04/09 |