Entry (1/2) | 1 mandango |
Root | 2 lango |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manambitamby, manangoly: Loza io zazavavy io raha handango an-dreniny rehefa misy zavatra tiany ho azo [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 mandango |
Root | 10 lango |
Part of speech | 11 adjective |
Explanations in Malagasy |
12 Enti-milaza ny ravim-paraky endasina alohan' ny hitonoana azy, izay tonga malefaka indray rehefa mangatsiaka [1.1] |
Explanations in French |
13 se dit des feuilles de tabac qu'on a chauffées pour être pulvérisées et qui redeviennent souples en se refroidissant [1.3] |
Anagrams | 14 mandango, nangadom |
Updated on 2020/07/31 |