Entry |
mandavorary
(lavorary)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao izay hahatomombana, hahatanteraka: Tokony samy handavorary ny asany [1.1]
|
Explanations in English | To accomplish in a proper manner, to effect [1.2]
|
| To carry out, to accomplish well [1.7]
|
Explanations in French | Mener à bonne fin, bien accomplir [1.8]
|
Examples | Dia ilay Andriamanitra mampisikina hery ahy, mandavorary ny làlako
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
mandavorary |
Past : |
nandavorary |
Future : |
handavorary |
Imperative : |
mandavoraria |
|
|