Entry | 1 mandefitra |
Root | 2 lefitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao izay foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka 5 Miaritra, mihafy, mizaka izay mihatra: Mandefitra ny fanaratsian' ny olona 6 Mamela, tsy maniny: Nandefitra ny hadisoana kely vitanao aho hatramin' izay, fa ity kosa tsy zakako intsony. [1.1] |
Explanations in English |
7 to endure, to suffer; to show forbearance [1.7] |
Explanations in French |
8 supporter, endurer; faire preuve de patience et de compréhension [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mandefitra |
Anagrams | 17 mandefitra, mandre faty |
Updated on 2023/08/11 |