|
|
|
|

Entry1  mandeha
Root  2  leha
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mamindra toerana ny vatan-tena amin' ny famindrafindrana ny tongotra: Tsy mbola afaka mandeha ny marary. / Efa miana-mandeha ny zafikeliko
Mizotra: Nandeha tamin' ny arabe izy fa tsy nihazo ny lalan-kely akory
Miala, miainga: Tongava maraindraina fa amin' ny fito aho no handeha
Mandalo: Nandeha tany antsena aho aninaraina
Mihelina, miserana: Mandeha haingana ny andro rehefa ririnina
Mihetsika ara-dalàna ny milina ao aminy: Mandeha ve iny famantaranandronao iny?
Mandroso: Mandeha ve izao varotrao ?
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  34  Proverbs containing the word mandeha

Anagrams  35 

Updated on 2025/01/21