Entry | mandentika (lentika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manatsatoka mandevina: Mandentika tsato-kazo amin' ny tany Manasitrika, manitrika: Mandentika hazo lava ao anaty rano Mandrendrika: Nandentika ny sambo ny onja sy ny rivotra Mandroboka, mampihitsoka: Ny namandratsy no nandentika azy tamin' ny fahazaran-dratsy Mampiditra amin' ny lalina, amin' ny kizo, mampifatratra: Vao mainka nandentika ny voampanga ilay vavolombelona nantenainy hanavotra azy [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Enfoncer [1.13] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |