|
|
|
|

Entry1  mandevina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Avy nandevina an-drainy izy
Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry.
Explanations in English  4  [1.7] to bury
Explanations in French  5  [1.8] ensevelir, enterrer
Examples  6  [1.370#62] ary izay maty iaraha-mandevina.
7  [2.472#] Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina.
Root  8  levina
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word mandevina

Updated on 2025/02/16