Entry (1/2) | 1 mandoa |
Root | 2 loa |
Part of speech | 3 active verb |
Vocabulary |
4 Health |
Explanations in Malagasy |
5 Mamoaka zavatra nohanina amin' ny vava indray: Mandoa matetika ny marary [1.1] |
Explanations in English |
6 to vomit [1.7] |
Explanations in French |
7 vomir [1.3, 1.8] |
Examples |
8 mandoa matetika ity marary ity (Ce malade vomit souvent) [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 16 mandoa |
Root | 17 loa |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 Manefa: Mandoa trosa [1.1] |
Explanations in English |
20 to pay [1.7] |
Explanations in French |
21 payer [1.3, 1.8] 22 rembourser, restituer [1.3] |
Examples |
23 mandoa hàba ny mpivarotra rehetra (Tous les marchands paient patente) [1.3] 24 mandoa 1000 ariary izay tratra tsy nandoa ny anjarany. [2.508] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 31 mandao, mandoa |
Updated on 2023/09/08 |