Entry | 1 mandohalika |
Root | 2 lohalika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampijoro ny tena eo ambonin' ny ampelan-dohalika, ny ranjo amin' izany miforitra ka mitsotra any aoriana |
Explanations in English |
5 [1.7] to kneel |
Explanations in French |
6 [1.8] s'agenouiller |
Examples |
7 Isaky ny nanolotra ny anjara asa vitany ny tsirairay, dia nitety ilay roa metatra vitany, tsy mitsangana fa mandohalika ao anaty rano. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mandohalika |
Anagrams | 13 mandakolahy, mandohalika, mandokalahy |
Updated on 2023/01/20 |