|
|
|
|

Entry1  mandoko
Root  2  loko
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra
Mametaka amin' ny dity, lakoly, gilio...: Mandoko peta-drindrina amin' ny tavolo Rakoto
Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy
Explanations in English  5  [1.7] to paint, to color; to glue
Explanations in French  6  [1.8] peindre, colorer; coller
Examples  7  Mariho ny fahaizan' ny mpanoratra mandoko na amin' ny alalan' ny hevitra izany na amin' ny alalan' ny fomba fanoratra. [2.314#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21