|
|
|
|

Entry1  mandranitra
Root  2  ranitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mahatonga haranitra: Mandranitra tsipika
5  Manasa, maka maso
6  Mahatonga hahery: Vao mainka mandranitra ny filon' ny nofo ny mijery sary mamoafady
7  Mitana sakaiza ratsy [1.1]
Explanations in English  8  to sharpen; to point. [1.2]
9  to sharpen [1.7]
Explanations in French  10  affûter, aiguiser [1.8]
Examples  11  Samy mahay mandranitra volom-borona ny mpanoratra, fa sampianarana koa izany. [1.437#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 

Updated on 2023/06/06