Entry | 1 mandraotra |
Root | 2 raotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manongotra ahitra amin' ny tanana, antsy...; manatsikera, mameravera, mamohavoha; maka ankery; mandrovitra |
Explanations in English |
5 [1.2] to comb, to brush. 6 [1.7] to card; to rake |
Explanations in French |
7 [1.8] carder; racler avec un rateau |
Examples |
8 Fa misy tovovavy be fitiavana ny fofombadiny mandraotra ny volony mainty manga lavabe iny, dia tenominy ka ateriny ho fanomezana ny fofombadiny. [1.437#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/28 |