|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandrezatra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona: Tampenana ny vova rehefa mandrezatra
Explanations in French  4  [1.3#530] roter
Root  5  rezatra
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word mandrezatra

Entry (2/2)11  mandrezatra
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Mamantsika amin' ny fantsika lehibe
Explanations in French  14  [1.3#530] clouer avec un gros clou
Root  15  rezatra

Updated on 2024/12/11