Entry |
mandrisika
(risika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampahazoto, mitarika, mitaona, manome zotom-po sy havitrihana: Mahay mandrisika ny mpiasany izy Mahatonga hazoto mampirisika: Mandrisika ny mpianatra ny valisoa [1.1]
|
| Manao izay hifohazan'ny taova iray. [1.13]
|
Explanations in French | Exciter. [1.13]
|
Examples | Ny fitazanana ireo zaza amam-behivavy avy andrefana sy atsinanana no mahalava ny masony sy mandrisika ny fony
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mandrisika |
Past : |
nandrisika |
Future : |
handrisika |
Imperative : |
mandrisiha |
|
|