|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandritra
Root  2  ritra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao izay hahatankina: Mandritra dobo
Mahandro hena amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Mandritra henan-kisoa
Mandany, maharingana: Mandritra ny harena ny fisotroantoaka
Explanations in French  5  [1.3] dessécher, épuiser, évaporer, exterminer; ruiner
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/2)10  mandritra
Root  11  ritra
Part of speech  12  preposition [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Enti-milaza ny fotoana aharetan' ny asa na zavatra iray: Niasa nandritra ny adiny fito aho
Maninjitra, mipaka, ngarangidina, saingy amin' ireo, ny teny milaza ny fotoana no atao aloha: Niasa adiny fito maninjitra aho
Explanations in English  14  [1.7] during, until the end of
Explanations in French  15  [1.8] pendant, jusqu'à la fin de
Examples  16  Eny an-tsena any no lahasa mandritra ny zoma maty masoandro. [2.470]
17  Iny foana niresakay tao an-trano mandritra ny herinandro. [2.472]
Vocabulary  18  Time
Compound words 

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21