Entry (1/2) | 1 mandrotsirotsy |
Root | 2 rotsirotsy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manasavilivily (zaza) eo amin' ny sandry mba hampatory na hampangina azy, na hahafinaritra azy fotsiny |
Explanations in English |
5 [1.7] to rock and soothe a baby; to soothe, to deceive |
Explanations in French |
6 [1.8] balancer et endormir un enfant en murmurant |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 mandrotsirotsy |
Root | 12 rotsirotsy |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Enti-milaza ny hoditra misy fivontosana kely madinika |
Updated on 2024/12/07 |