Entry |
mandrovitra
(rovitra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy [1.1]
|
Explanations in English | To tear, to rend (fabrics, paper, etc.) [1.7]
|
Explanations in French | Déchirer du tissu, du papier, etc. [1.8]
|
Examples | Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mandrovitra |
Past : |
nandrovitra |
Future : |
handrovitra |
Imperative : |
mandrovita |
|
Proverbs |
|