|
|
|
|

Entry1  manebiheby
Root  2  hebiheby
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manetsiketsika, manofa, manopakopaka mba hampijanona: Nanebiheby ny fiarakodianay tamin' ny tanany izy
5  Mampikorontana, manelingelina: Manebiheby ny saiko ny fanahiana ny fanadinana [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2023/01/20