Entry | 1 manehoeho |
Root | 2 ehoeho |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Maneno mafy ka re lavitra; mirehondrehona: Nanehoeho teny an-dohasaha ny feon' ny anjely ny alin' ny nahaterahan' ny Mpamonjy Mahoraka sy re laza amin' ny harena sy ny voninahitra na ny fahaizana: Manehoeho eran-tany ny lazan' io mpitondra fanjakana io |
Explanations in English |
5 [1.7] to resound |
Explanations in French |
6 [1.8] résonner |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word manehoeho |
Updated on 2024/12/11 |