|
|
|
|

Entry1  manelingelina
Root  2  helingelina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mahasosotra, manorisory amin' ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo
Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny saina tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany
Explanations in English  5  [1.2] to disturb one by frequent interruptions.
6  [1.7] to distract, to bother
Explanations in French  7  [1.8] gêner, importuner, distraire, ennuyer
Examples  8  Fady ny manelingelina namana eny am-pandehanana, ny maka aina na manatsotra andilana. [2.472]
9  manelingelina anao aho? [2.583]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Updated on 2024/12/11