Entry | 1 manely |
Root | 2 ely |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manaparitaka amin' ny toerana iray: Antsoy i Koto hanely ny vary amin' ny tsihy 5 Manao izay hahalalan' ny olona, manaparitaka: Manely tsaho [1.1] |
Morphology |
|
Analogs | 10 mampiely. |
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word manely |
Anagrams | 14 amelin, lemany, limena, maleny, manely, naelim, nalemy, namely, nelaim, nimale |
Updated on 2023/08/11 |