Entry | 1 manemotra |
Root | 2 hemotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manalavitra ny andro: Misaotra azy ihany fa nanemotra ny fandoavako vola izy 5 Manafohy: Iza indray no nanemotra ity akanjonao, Ramasaka? 6 Mitana tsy hivoaka: Manemo-dronono, hono, ny ombivavin-dry zareo ato avaratra [1.1] |
Explanations in English |
7 to delay the time; to reduce [1.7] |
Explanations in French |
8 renvoyer à plus tard; ajourner; réduire [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 manemotra, namoretam, namoteram |
Updated on 2023/01/20 |