Entry | 1 manendaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manala ny hoditra, na ny sarona, na ny fono, izay rehetra mipetaka na miréikitra: Tsy menatra akory izy nanenda-damba an' io zaza kamboty io mba hanafiany ny zanany |
Explanations in English |
4 [1.7] to flay, to peel off |
Explanations in French |
5 [1.8] écorcher, dépouiller |
Root | 6 endaka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 anakendam, manakenda, manakendà, manendaka, nandemaka |
Updated on 2025/04/25 |
![]() |