Entry | 1 mañereñere |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
madio, tony (lanitra), very saina, very hevitra: Tsa hitany koa izay hatsony fa mañereñere mady eo i (Tsy hitany intsony izay hataony fa very hevitra fotsiny eo izy) |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |