|
|
|
|

Entry1  maneritery
Root  2  teritery
Part of speech  3  active verb
Explanations in French  4  masser [1.196]
Examples  5  ary izay zavatra maneritery anao, dia halalahiny. [2.59#65]
6  Nony torana teo aho ka efa saika hahazo aina dia injao tsaroako fa misy maneritery sy mamadibadika ahy tahak ny sanatria eo am-bavan' ny liona masiaka. [2.895#57]
7  Tsy isalasalako fa ny ankamaroan' ny fihetsika mikaviavia sy ny fepetra maneritery dia avy amin' ny tsy fahafahana hanaiky fa tsy fantatsika ny maha olona ny hafa. [1.369#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2023/01/20