Entry | 1 manesika |
Root | 2 sesika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manosika zavatra an-detrezana mba hiditra ao anaty zavatra hafa iray: Manesika hanina zazakely 5 Manisy sesika: Manesika ondana [1.1] 6 manisika zavatra ao anatiny hampibontsina azy [1.13] |
Explanations in English |
7 to stuff in, to push in by a force [1.7] |
Explanations in French |
8 fourrer dans; faire entrer par la force [1.8] 9 rembourrer [1.13] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 manesika, mañisake |
Updated on 2023/01/20 |