Entry | 1 manesotra |
Root | 2 esotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manala amin' ny toerana misy azy: Antsoy i Beva hanesotra ireto entana ireto Mandroaka: Hanesotra mpiasa dimy, hono, ny mpampiasa amin' ny faran' ny volana Mametraka tsy hiasa: Ny Filoha mihitsy no nanesotra ny lehiben' ny Fivondronana tao Ananona |
Morphology |
|
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |