|
|
|
|

Entry1  manetoka
Root  2  ketoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandrotika: Nanetoka ny tenako ilay alika
5  Mandevilevy mafy sady tampoka: Manetoka mafy izany olitra amin' ny nifiko izany [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10  miketoka

Anagrams  11  antemoka, manatoke, manetoka, mañotake, mañoteka, nametako, tôkamena

Updated on 2023/01/20