Entry | 1 manetsika |
Root | 2 hetsika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manova toerana: Aza manetsiketsi-tongotra 5 Mampanonja; mampihevingevina, mampitopatopa: Manetsika ny ranomasina ny rivotra 6 Mamoha, mampipoaka indray: Tsy tokony hanetsika iny raharaha iny intsony ianao 7 Mampientana: Nanetsika ny foko loatra ilay hira tao 8 Mahatonga, miteraka: Manetsika ny alahelony ny fahitana ny fasana ilevenan' ny zanany 9 Mamadika, mamono lamba: Hanetsika an-dry Ramianoka sy Ratsizehena izahay, taona any [1.1] |
Explanations in French |
10 remuer, agiter, remettre sur le tapis [1.3] |
Examples |
11 Hafa ny mozika mahafinaritra sy manetsika azy ankehitriny. [2.436#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 17 manatsike, manekatsy, mañetsaky, manetsika, mañitsake, mekanista |
Updated on 2023/01/20 |