Entry | 1 manevoka |
Root | 2 evoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampanao evoka: Nanevoka ny zanany voan' ny bonibony Rasoa 5 Manempotra, manempontsempotra (enti-milaza hafanana na fofona mahery): Manevoka ny fofona avy amin' io fitoeram-pako io [1.1] |
Explanations in English |
6 to give a steam bath or inhalation [1.7] |
Explanations in French |
7 faire prendre un bain de vapeur ou une inhalation; être suffocant (se dit chaleur ou de l'odeur) [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 manevoka, mañovake |
Updated on 2023/01/20 |