|
|
|
|

Entry1  manevokevoka
Root  2  evokevoka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny andro mafana aoka izany, misy rivotra toa manempotsempotra [1.1]
Examples  5  Ary ao an-day mafana dia mafana, ka tsy azoko itoerana, ary tsy hatelemam-bary fa manevokevoka. [2.59#]

Updated on 2023/02/26