Entry (1/2) | 1 mangaika |
Root | 2 gaika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamehy, mamihina: Mangaika ny tenda ny fehitendako 5 Mangia tsy mamela hiala: Felatanamangaiha ny rantsana 6 Manery: Nahay nangaika anay hiasa ny mpampianatra [1.1] |
Explanations in English |
7 to tie, to bind together, to grasp 8 fig. to press, to constrain, to force, to urge. Comp. haika [1.2] |
Examples |
9 Sady tsy rantsa-mangaika ny Fiangonana no tsy fahefana koa. [1.369#] |
Morphology |
|
Other spellings | 14 managaika |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mangaika |
Entry (2/2) | 17 mangaika |
Root | 18 haika |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in Malagasy |
20 miantso: Mangaika andriaña ka ñ'lavitra ñ'mandre (miantso an-driana ka ny lavitra no maheno) [Tanala]
[1.78] 21 Miantso mba ho tonga, mamory [1.1] |
Explanations in English |
22 same as miHAIka#mg.av.2 [Provincial]
[1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 26 akangaim, iakangam, mangaika, mangiaka, miakanga |
Updated on 2023/04/09 |