|
|
|
|

Entry1  mangalihaly
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [2.285] Mainty mamiratra toy ny voangaly
Examples  4  Ty vetson' ny tany miantso hifamaly Henoy re, ry rahona, mangalihaly. [2.285]
5  Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona. [2.643]

Anagrams  6  ahilangilam, mangalihaly, mangilahila

Updated on 2020/07/31