Entry (1/3) | 1 mangana |
Root | 2 gana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandrindrina na mikapoka mafy [1.1] |
Explanations in English |
5 to knock something and make it resound. [1.2] |
Explanations in French |
6 Fermer ou frapper avec bruit, battre fortement [1.3] |
Morphology |
|
Other spellings | 10 managana |
Entry (2/3) | 11 mangana |
Part of speech | 12 adjective |
Explanations in Malagasy |
13 Mivolona firamainty na manjarano, mivalomainty: Voadona mafy ny handriny ka mangana 14 Trotraka: Mangana mihitsy aho vao afaka tao ka aoha kely aloha hiala sasatra [1.1] |
Explanations in English |
15 bruised, black and blue [1.7] |
Explanations in French |
16 contusionné, livide [1.8] |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 22 mangana |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in English |
24 a bruise [1.7] |
Explanations in French |
25 contusion [1.8] |
Examples |
26 Tapaka, hono, ny ranjony havia, rotidrotika daholo ny akanjony, tsy nisy ratra na mangana anefa ny vatany hita niseho, fa ny taehiny no tsy azo nojerena: [2.472] |
Anagrams | 27 amangan, anganam, mananga, mangana, namanga |
Updated on 2023/01/20 |