Entry | manganana (hanana) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Manganana ny voan' ny aviavy [1.1] | |
Mangidy eo ampitelemana nefa mamela tsiro mamy ao amin'ny lela [1.13] | ||
Explanations in French | Douce-amère [1.13] | |
Synonyms | mangananganana | |
Proverbs | Proverbs containing the word manganana | |
Anagrams | manangana, manganana |
Updated on 2023/01/20 |