|
|
|
|

Entry (1/2)1  mangebaka
Root  2  hebaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  foana ao anatiny, ka mipempo na mifetaka toy ny kibo noana na ny baolina fingotra tsy misy rivotra manabontsina azy [1.10]
5  Noana, reraka, foana ny ao anaty: Mangebaka izany ny kibo ka aoka aloha hisakafo [1.1]
Explanations in English  6  ravenously hungry; used also of a bag that had been crammed full but is now partially empty. [1.2]
Explanations in French  7  vide, avoir faim [1.3]

Entry (2/2)8  mangebaka
Part of speech  9  adjective
Explanations in Malagasy  10  loaka, lempona [Bezanozano] [1.78]

Updated on 2023/01/20