|
|
|
|

Entry1  mangintsina
Root  2  hintsina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] marenina sy donto azon' ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina ny sofiko amin' ny tabataba-masinina ato avaratra
mamolivoly: Mangintsina ny tongotro azon' ny hatsiaha mamirifiry
manaintaina: Mangintsina, hono, ny tanany fa voatsindron' ny fanjaitra
leo, madilo: Inona no tena marinamomba an' io raharaha lo fa efa mangintsina ny sofina amin' ny tsaho mandeha?
Explanations in English  5  [1.7] to ring (of the ears)
Explanations in French  6  [1.8] tinter (se dit des oreilles)
Vocabulary  7  Health
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2023/01/20