|
|
|
|

Entry1  manginy fotsiny
Root  2  mangy, fotsiny
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ambany fotsiny: Mafy no nahazo ahy fa mora loatra no nahalasanan' ny olona ny akoho namidiko; ny havizanako nitondra azy tany an-tsena amin' izany manginy fotsiny

Updated on 2024/12/07