|
|
|
|

Entry1  mangirika
Root  2  hirika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandoaka: Nisy jiolahy nangirika ny rindrinay halina
5  Mitady hahalala, mangaroka: Nangirika mafy ny resatsika Rasoa fa tsy nilaza na inona na inona aho
6  Maniry mafy ny hahazo, mangataka: Nangirika mafy itỳ trano itỳ tokoa, Rakoto, fa tsy namidiko [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2023/01/05