Entry | 1 mangitakitaka |
Root | 2 hitakitaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mipararetra, mihenavelona: Mangitakitaky ny tahotra aho Taitra, mivadi-po: Tsy nangitakitaka izy na dia kely ahory aza, nefa teo am-bavan' ny fahafatesana |
Explanations in English |
5 [1.2] to tremble, to shake, as leaves or the voice; to palpitate, or to be in pain, as the heart or one's bones |
Explanations in French |
6 [1.3] palpiter, être émotionné |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |