Entry | 1 mangobakobaka |
Root | 2 hobakobaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny |
Examples |
5 Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony. [2.470] |
Morphology |
|
Synonyms | 9 mangobaka |
Compound words |
|
Quotes | 12 Texts mentioning mangobakobaka |
Updated on 2024/12/11 |