Entry | 1 mangorovitsika |
Root | 2 horovitsika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ireo vongan-drano na vongan-drivotra madinika mitangorongorona eo amin' ny fanambonin' ny rano efa manomboka hafana Enti-milaza ny rano efa manomboka hafana ka misy ireo vongan-drano na vongan-drivotra mitangorona ireo: Efa mangotraka ve ny ravimboafotsy, anaka? -- Vao mangorovitsika, ry Dada |
Explanations in English |
5 [1.7] to feel itchy; to be uneasy |
Explanations in French |
6 [1.8] avoir des fourmis; être inquiet |
Examples |
7 Efa mangorovitsika, ary ny sasany indreny manadiva ny lalana niverina fa tsy te hijery. [2.895] 8 Eny àry, hoy aho, mody nanabe tratra, nefa amin' izany mangorovitsika daholo hatrany an-tampon-dohako ka hatrany am-paladiako. [2.4] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mangorovitsika |
Updated on 2024/12/11 |