Entry | 1 mangotraka |
Root | 2 hotraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza rano na zavatra hafa hafanaina ka efa matanta be miketriketrika: Efa mangotraka ny tsaramaso Mandevy Mahery fo, mavitrika: Mangotraka Rakoto iny raha miasa Mafana, mirehidrehitra: Nangotraka izay kabary nataony izay Fatratra, mahafinaritra izaitsizy, kanto: Nangotraka ny kilalaonay tany an-tsaha Mandeha tsara, mahomby, mandroso: Mangotraka izao ny fiompiana kisoa Mafy aoka izany: Tandremo fa mangotraka izao ny fisavankaratra |
Explanations in English |
5 [1.7] to boil, to be boiling hot to be very animated |
Explanations in French |
6 [1.8] bouillir, être en ébullition être très animé |
Vocabulary |
7 Physics |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mangotraka |
Updated on 2024/12/11 |