|
|
|
|

Entry1  mangotsohotso
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsaroana misy manaintaina, manindrontsindrona any anaty taolana: Mangotsohotso ny ranjoko izany
Explanations in French  4  [1.3] qui cause ou ressent des douleurs rhumatismales dans les os
Vocabulary  5  Health
Root  6  hotsohotso

Updated on 2024/12/11