Entry | 1 manifikifika |
Root | 2 hifikifika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Jereo manifika [1.1] |
Explanations in English |
5 to shake off [1.7] |
Explanations in French |
6 secouer, repousser en secouant [1.8] |
Examples |
7 Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany. [2.472] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |