Entry | 1 manihika |
Root | 2 tsihika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Maka hazandrano amin' ny tandroho: Lasa nanihika any amorona izy Maka, mandany, mangalatra tsikelikely: Manihika ny fananan' ny madinika no ataon' ny mpangoron-karena |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word manihika |
Anagrams | 10 hamikina, manihika, mihakina, mihanaky, nihaikam, nikaiham, nikiaham |
Updated on 2025/01/21 |