|
|
|
|

Entry1  manilika
Root  2  ilika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika?
Mamindra: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan' ny tena amin' ny hafa
Manesotra tsy ho isany: Ny tenan' ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan' ny fikambanana
Explanations in English  5  [1.2] to push away, to move further off; to charge a fault upon another. Generally used of a single thing pushed away.
6  [1.7] to push aside or farther off
Explanations in French  7  [1.8] pousser de côté ou plus loin
Examples  8  Ny mafy indrindra, dia ny manilika ny tany amin' ny telo metatra no ho midina ka manomboka amin' ny efa-metatra miala amin' ny sisiny. [2.472]
Vocabulary  9  Motion
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Synonyms  14  manilikilika
Proverbs  15  Proverbs containing the word manilika

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21