Entry |
manindao
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Halavan-drefy hatreo amin' ny loha tondro havia ka hatramin' ny soroka havanana (mitovy amin' ny dimanjehy ary manakaiky ny iray metatra vazaha) [1.1]
|
Explanations in English | A yard and a span, from the end of one shoulder across the breast to the tip of the fingers. [1.2]
|
Explanations in French | Depuis le bout des doigts jusqu' à l' épaule de l' autre bras, la main étant ouverte et le bras allongé [2.415]
|
Vocabulary |
|
Entry |
manindao
(indao)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitondra homba ny tena, mifaoka, mipaoka: Avy ny rivotra dia nanindao ny tafon'ny tranonay [1.1]
|
Explanations in English | To take, to carry [1.2]
|
Explanations in French | Emporter, entraîner [1.3]
|
Morphology |
Present : |
manindao |
Past : |
nanindao |
Future : |
hanindao |
Imperative : |
manindaosa |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|