Entry (1/3) | 1 manindry |
Root | 2 tsindry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manery zavatra avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Manindry fanoitra Manisy zavatra mitambesatra avy eo ambony: Manindry zavatra amin' ny boky Manampy: Manindria ariary folo ianao dia hatakaloko ny bokinao ny bokiko |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 9 mañindry |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Tanala]
mihinana, manaikitra (trondro sy hazandrano) |
Entry (3/3) | 12 manindry |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in French |
14 [1.196] (de tsindry : pression). Tina isaloensis Drake (Sapindaceae). Le bois était utilisé dans la confection des presses pour extraire l'huile. [Bara]
15 [Tandroy] |
Vocabulary |
16 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 18 andrinim, indramin, mandriny, mañindry, manindry, nindrami |
Updated on 2025/02/05 |